Entry | kasikasy (kasy) | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1] | |||||||||||||||
Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285] | ||||||||||||||||
Explanations in English | Vain, showy [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Orgueilleux [1.8] | |||||||||||||||
Examples | Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
[2.324] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Synonyms | kasy | |||||||||||||||
Anagrams | kasikasy, kisakisa |
Updated on 2023/02/03 |