|
|
|
|

Entry1  dimy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
Explanations in English  4 [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
5 [Provincial] limy is used in the provinces [1.2]
6 five [1.2, 1.7]
Explanations in French  7 cinq [1.3, 1.5, 1.8]
International  8 5
9 V [3.1]
Examples  10  Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470#185]
11  Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471#55]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Vocabulary  34  Mathematics: arithmetic
Synonyms  35 limy
All compound words  36  14 combinations of that word
Proverbs  37  Proverbs containing that word
Tables and plates  38  run="manisa" label="manisa" />
39  run="arithmetic?op=a" label="addition" />
40  run="arithmetic?op=m" label="multiplic" />Andriamihaja: Fanisana vaovaoHitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy.Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho.
Article  41  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  dimy, 42 midy

Updated on 2026/02/26