Entry indimy (dimy)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra inefatra miampy indray mandeha. [1.1]
Explanations in English Five times [1.2]
Explanations in French Cinq fois [1.3]
Examples 
1Indimy no nandefa tafika nampanaiky azy Ranavalona I, kanefa samy niala maina daholo. [2.508]
2fa efa indimy mbany izao, no nifirinaina amy ny aretina mafy izay nahazo any Botovao. [2.59]
Derivatives 

Updated on 2022/04/28