Entry bandro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba
Mitovy hevitra: androvo ~ jirika [1.1]
Examples Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5]
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary

Entry bandro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Gidro [1.78]
Explanations in English Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Explanations in French  [Tankarana] Espèce de lémurien minuscule. [1.19]
Explanations in English Hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Scientific name Hapalemur griseus
Vocabulary 
Compound words 
Tables and plates The Lemurs

Updated on 2023/10/24