|
|
|
|

Entry (1/4)1  baba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ray [Bara, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4  dada [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5  Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
6  Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
Explanations in English  7  father [1.2]
Explanations in French  8  (vieux mot). Papa [1.3]
Examples  9  tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69#]
10  maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#]
Vocabulary  11  Relationships: family
Analogs  12  Aba, kaky
Compound words 

Entry (2/4)14  baba
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
17  Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
Explanations in English  18  an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
Explanations in French  19  Beau, magnifique, fameux [1.3]
Compound words 

Entry (3/4)21  baba
Part of speech  22  adjective
Explanations in Malagasy  23  miharihary [Taisaka] [1.78]

Entry (4/4)24  baba
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  jereo babaka [1.1]

Updated on 2023/10/24