|
|
|
|

Entry (1/2)1  atody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1]
4  vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13]
Explanations in English  5  an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2]
6  an egg [1.7]
Explanations in French  7  oeuf [1.8, 1.13]
8  embryon, zygote [1.13]
Examples  9  Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472#161]
10  Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5]
Vocabulary  11  Biology
12  Zoology: (in general)
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  29  Proverbs containing the word atody

Entry (2/2)30  atody
Root  31  tody
Part of speech  32  passive verb
Explanations in Malagasy  33  Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1]
Explanations in French  34  qu'on fait rentrer au port [1.3]
Morphology 
35  Present :
36  Past :
37  Future :
38  Imperative :

Updated on 2023/06/15