Entry antomotra (tomotra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1]
Explanations in English Near at hand, as to future time [1.2]
 Close at hand [1.7]
Explanations in French Imminent [1.3, 1.8, 1.5]
 Qui est proche [1.3, 1.5]
 Proche [1.8]
Examples Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Analogs  madiva ~ tamy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11