| Entry | 1 ampahatelo |
| Root | 2 telo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy
[1.1#66] |
| Explanations in English |
5 [ampahatelony] a third part (and so with larger numerals)
[1.7] |
| Explanations in French |
6 [ampahatelony] le tiers
[1.3] 7 [ampahatelony] tiers [1.13] 8 [ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8] |
| Examples |
9 Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra
[2.472#102]
10 ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5] 11 ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 13 Mathematics: arithmetic |
| Analogs | 14 ampahadimy, 15 ampahafito, 16 ampahafolo, 17 ampahasivy, 18 ampahavalo, 19 ampahazato, 20 ampahefatra, 21 ampahenina |
| All compound words | 22 ampahatelo amby ny folony |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/02/20 |
|