| Entry | 1 ampahafito |
| Root | 2 fito |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
[ampahafito]
4 Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo
[1.1#65] |
| Explanations in English |
[ampahafitony]
5 the seventh part.
[1.2#191] |
| Explanations in French |
[ampahafitony]
6 la septième partie
[1.3#174, 1.5#119] |
| Examples |
7
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 9 Mathematics: arithmetic |
| Analogs | 10 ampahadimy, 11 ampahafolo, 12 ampahasivy, 13 ampahatelo, 14 ampahavalo, 15 ampahazato, 16 ampahefatra, 17 ampahenina |
| All compound words | 18 ampahafito amby ny folony |
| Updated on 2025/12/08 |
|