Entry |
ala kaforo
|
Elementary words | ala ; kaforo |
Part of speech | locution
|
Explanations in English | A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2]
|
Explanations in French | Nom d'un destin [1.3]
|
Examples |
1 | Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana.
[1.381]
|
2 | Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy.
[2.69]
|
|
Vocabulary |
|
Entry |
alakaforo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1]
|
Explanations in French | Opiniâtreté, persistence [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|