Entry | ako | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra Fiverenana any aoriana: Ao ny tsantan' ny andro taloha sy ny hiran' ny fahazazako no milevina ka tsy mifoha na miverina mba hitondra ako! (J.-J. Rabearivelo) [1.1] | |||||||||
Tamberim-peo [1.13] | ||||||||||
Explanations in English | An echo; a reverberating sound. [1.2] | |||||||||
An echo [1.7] | ||||||||||
Explanations in French | écho [1.8, 1.5, 1.13] | |||||||||
Vocabulary | Sound | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ako | |||||||||
Entry | ako | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in French | Inverse [1.13] | |||||||||
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Entry | ako | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in French | Impulsion [1.13] | |||||||||
Vocabulary | Physics | |||||||||
Entry | akô | |||||||||
Part of speech | adverb | |||||||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Ao [1.78] | |||||||||
Entry | ako | |||||||||
Part of speech | preposition | |||||||||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Tahaka, hoatry [1.78] | |||||||||
Anagrams | ako, koa, oka |
Updated on 2020/07/31 |