|
|
|
|

Entry (1/2)1  zara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
4  Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?
5  Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  6  a lot, a share
7  a division [1.7]
Explanations in French  8  part, lot; partage [1.8]
9  division, quotient [1.13]
Examples  10  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69]
11  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472]
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  29  Proverbs containing the word zara

Entry (2/2)30  Zara
Part of speech  31  name (biblical)
Explanations in English  32  Zerah [2.996]
Explanations in French  33  Zérah [2.996]
Examples  34  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Vocabulary  35  Holy Scriptures
Biblical quotes  36  Chapters and verses mentioning Zara
Tables and plates  37  Full list
Article  38  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Anagrams  39  raza, zara

Updated on 2023/06/15