|
|
|
|

Entry (1/2)1  masonkarena
Elementary words  2  maso, harena
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  5  Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
6  fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
Explanations in English  7  the cost price; capital used in business [1.7]
Explanations in French  8  prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
9  prix de revient [1.13]
Examples  10  Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky. [2.356#]
Proverbs  11  Proverbs containing the word masonkarena

Entry (2/2)12  Masonkarena
Elementary words  13  maso, harena
Part of speech  14  name (ethnonym)
Vocabulary  15  Geography: countries, people
Examples  16  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]

Anagrams  17  Masonkarena, masonkarena, Masonkarena, masonkarena

Updated on 2024/10/20