Entry | Andringitra | ||||||||||||||
Elementary words | ringitra | ||||||||||||||
Part of speech | name (toponym) | ||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [ Andringitra avaratra ] Tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m). Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10] | ||||||||||||||
Explanations in French | Montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays [2.165] | ||||||||||||||
Vocabulary | Geography: mountains, vales | ||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word Andringitra | ||||||||||||||
Entry | Andringitra | ||||||||||||||
Elementary words | ringitra | ||||||||||||||
Part of speech | name (toponym) | ||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [ Andringitra atsimo ] Tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. ... [1.10] | ||||||||||||||
Explanations in French | (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après
le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres
au dessus 2.000 mètres.
L'accès en est difficile; il est décrit par une
courbe régulière depuis Ambondrombe
jusqu'aux environs
d'Ivohibe,
s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés,
de puissants contreforts.
Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.
| ||||||||||||||
Vocabulary | Geography: mountains, vales | ||||||||||||||
Analogs | http://www.parcs-madagascar.com/andringitra/ | ||||||||||||||
Illustrations | |||||||||||||||
Updated on 2023/08/07 |