|
|
|
|

Entry (1/5)1  horaka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Tanimbary [1.78]
5  Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1]
6  Tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
Explanations in English  7  A ricefield [1.7]
Explanations in French  8  Rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
9  A rizière [1.8]
10  Marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
11  . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [1.196]
Examples  12  Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry (2/5)17  horaka
Part of speech  18  noun
Vocabulary  19  Sound
Explanations in Malagasy  20  Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka [1.1]
21  Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Explanations in English  22  The cries of a crowd [1.7]
Explanations in French  23  Cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion [1.3]
24  Coassement des grenouilles [1.3]
25  Les cris d'une foule [1.8]
Derivatives 
26  Active verbs :
27  Passive verbs :
28  Relative verbs :
29  Nouns :
30  Adjectives :
Synonyms  31  horakoraka

Entry (3/5)32  horaka
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Examples  35  Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996]
Derivatives 
36  Active verbs :
37  Relative verbs :
38  Nouns :
Synonyms  39  horakoraka

Entry (4/5)40  horàka
Part of speech  41  adjective
Explanations in Malagasy  42  Mena [1.1]
Explanations in French  43  écarlate, vermillion [1.3]
Derivatives 
44  Nouns :
45  Adjectives :
hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  80  The Colors

Entry (5/5)81  horaka
Part of speech  82  noun
Explanations in Malagasy  83  zohy, lavabato [1.78]

Anagrams  84  haroka, horaka

Updated on 2024/08/18