Entry zotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1]
 Ny aleha ny-hitsy [1.13]
Explanations in French Direction [1.13]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/05/30