|
|
|
|

Entry 1  mizotra
Root  2 zotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
5 Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
6 Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
7 Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1]
Examples  8  nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay. [2.59#266]
9  Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manao ranolava, 15  manao tohy lahy, 16  manao tohy lava, 17  manao tohy vakana, 18  manao tsoa-tokana, 19  manao valala manjohy, 20  manao zo-balala, 21  mifanao aloha sy aoriana, 22  mifanjohizohy, 23  milahatra, 24  mitandahatra, 25  mitandavana, 26  mitanjozotra, 27  mitomandavana
Combinations  28  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mizotra
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22