|
|
|
|

Entry (1/3)1  zoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
4  Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra
5  Kiho: Zoron-dalana
6  Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
7  Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro".
8  Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1]
Explanations in English  9  a corner
10  an angle [1.7]
Explanations in French  11  coin
12  angle [1.8, 1.13]
Examples  13  Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana. [1.381#]
14  Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#]
Vocabulary  15  Mathematics: geometry
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Derivatives 
18  Names :
Compound words 
Ethnonyms 
Proverbs  40  Proverbs containing the word zoro

Entry (2/3)41  zoro
Part of speech  42  noun
Explanations in French  43  jour [1.13]
Vocabulary  44  Economy: clothing
Compound words 

Entry (3/3)47  zôro
Part of speech  48  noun
Explanations in Malagasy  49  zozoro maniry [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  50  En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Vocabulary  51  Botany

Anagrams  52  zoro, zôro, zoro, zôro

Updated on 2023/06/17