|
|
|
|

Entry (1/3)1  zoma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zohy, lava-bato [1.1]
Explanations in English  4  for zohy [Provincial] [1.2]

Entry (2/3)5  zo
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Explanations in English  8  Friday [1.2, 1.7]
Explanations in French  9  Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
10  (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma [1.14]
Explanations in Italian  11  venerdi [1.18]
Explanations in German  12  Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Examples  13  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Vocabulary  14  Time
Other spellings  15  ajoma
Toponyms 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word zomà
Tables and plates  22  Measure of Time

Entry (3/3)23  Zo
Part of speech  24  name (toponym)
Explanations in Malagasy  25  Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Explanations in English  26  The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
27  The Friday market-place [1.7]
Explanations in French  28  Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
29  Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Vocabulary  30  Geography: towns
Tables and plates  31  Full list
Illustrations 
32 

Anagrams  33  mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà, mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà, mazò, moza, ZOAM, Zomà, zoma, zomà

Updated on 2024/10/30