| Entry (1/2) | 1 zohy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a cave, a cavern
[1.7] |
| Explanations in French |
5 cave, tunnel, souterrain
[1.3] 6 caverne, grotte [1.8, 1.13] 7 galerie [1.13] |
| Examples |
8 Niditra ny zohy indray aho hatory.
[2.643#]
9 Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#] |
| Synonyms | 10 zoma |
| All compound words | 11 2 combinations of that word |
| Article | 12 Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/2) | 13 zohy |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 Fanarahana avy eo aoriana
16 Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy 17 Famelana handeha aloha [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 33 hozy, zohy |
| Updated on 2025/12/08 |
|