|
|
|
|

Entry1  zaza sary
Elementary words  2  zaza, sary
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] zaza tsy manandray ara-dalàna
Explanations in English  5  [1.7] an illegitimate child
Explanations in French  6  [2.415#1017] Les bâtards sont des copies et non des originaux.
7  [1.8] enfant illégitime
Examples  8  ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova; [2.508#]
9  Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499#]

Updated on 2023/06/26