Entry zaza sary
Elementary words zaza ; sary
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Zaza tsy manandray ara-dalàna [1.1]
Explanations in English An illegitimate child [1.7]
Explanations in French Les bâtards sont des copies et non des originaux. [2.415]
 Enfant illégitime [1.8]
Examples 
1ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova; [2.508]
2Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499]

Updated on 2023/06/26