Entry zaza miavona
Elementary words zaza ; miavona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Zaza tsy teraka ohatra ny zaza rehetra fa ny fïtombenany no miseho sy lasa aloha fa tsy ny lohany [1.1]

Updated on 2023/06/26