Entry | zazalava | |
Elementary words | zaza ; lava | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay [1.1] | |
Updated on 2023/06/26 |