Entry zaitra
Part of speech noun
Malagasy definition Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
¶ Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [Rajemisa 1985]
English definition sewing [Hallanger 1973]
French definition couture [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [Andraina: Mitaraina, page 31]

2013/08/05