Entry | zairina (zaitra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be sewed [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on coud [1.8] | ||||||||
Examples | Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word zairina | ||||||||
Anagrams | rainazy, zairina |
Updated on 2023/02/15 |