| Entry | 1 zafimpaladia |
| Elementary words | 2 zafy, 3 faladia |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina
[1.1] 6 taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62] |
| Explanations in French |
7 [zafim-paladia] la sixième génération
[1.3] 8 [zafim-paladia] descendants à la sixième génération [1.5] 9 sixième génération [1.54] |
| Examples |
10 Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza?
[2.5]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 13 Relationships: family |
| Updated on 2026/02/04 |
|