|
|
|
|

Entry1  Vtra
Part of speech  2  noun (abbreviation)
Explanations in Malagasy  3  [3.1] fanafohezena ny hoe voninahitra
Examples  4  [2.59] Rainikoto 14 vtra O.D.P / Rainitavy 13 vtra D.P.M / Raziva 10 vtra
5  [2.48] Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV vtra, sy Rainimboay XIII vtra, sy Rainizanoa XIII vtra
Vocabulary  6  Forms of Address

Anagrams  7  vatr, Vtra

Updated on 2025/02/02