Entry | vovonana iadian' ny lohany | |
Elementary words | vovonana ; iadiana ; loha | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1] | |
Updated on 2023/07/30 |