Entry vory loha (vory, loha)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny tafon' ny trano izay tsy mba nasiana tapenaka avo fa natao mitovy efatra eo ampovoany kosa [Rajemisa 1985]
Analogues  voriloha

Updated on 2020/07/31