Entry vontona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1]
Examples 
1vonton' Alahamady ny vintsy [2.69]
2ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
3Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895]
Morphology 
Simple : vontona, vontony, vonton', vonton-, vonton-
Derivatives 
Compound words 

Entry vontona
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [1.196]
Scientific name Adansonia digitata
Vocabulary 

Updated on 2023/10/17