Entry vonto
Part of speech adjective
Malagasy definition Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony
¶ Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany
¶ Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra
¶ Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy
¶ Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay
¶ Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy [Rajemisa 1985]
English definition swollen; soaked [Hallanger 1973]
French definition enflé; trempé, imbibé [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry vonto
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] vay [Rakotosaona 1972]
English definition a swelling [Hallanger 1973]
French definition enflure [Hallanger 1974]
Vocabulary 

2016/03/09