Entry von-tady (vona, tady)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy tady misy tonony na nasiana fototra mibokoboko, fantatra indrindra tamin' ny andro taloha teo amin' ny dinam-pokonolona. (Tao an-tranon' ny ben' ny tanàna, dia nisy tady navona mba ho fampahatsiahivana sy ho antoky ny fahatanterahan' ny dina ka teo no nanome toky ny fokonolona: "Tsy miova von-tady amin' ny dina nifanaovana izahay") [Rajemisa 1985]
Explanations in French noeud d'une corde, d'un cordon
¶ coutumes, usages, prescriptions des devanciers; manière de compter les années des enfants, au moyen d'un cordon spécial auquel on fait un noeud à chaque premier de l'an [Abinal 1888]
Quotes 

Updated on 2020/07/31