Entry |
vononina
(vonona)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Atao vonona, omanina, amboarina mialoha: Vonony ny vatsy fa hanainga isika rahampitso maraina [Rajemisa 1985]
|
English translation | to be made ready, to be made available [Hallanger 1973]
|
French translation | qu'on prépare, qu'on rend disponible [Hallanger 1974]
|
Morphology |
vononina
vononiko
vononinao
vononiny
vononintsika
vononinay
vononinareo
vononin'
vononin-
vononim-
vononi-
| |
novononina
novononiko
novononinao
novononiny
novononintsika
novononinay
novononinareo
novononin'
novononin-
novononim-
novononi-
| |
hovononina
hovononiko
hovononinao
hovononiny
hovononintsika
hovononinay
hovononinareo
hovononin'
hovononin-
hovononim-
hovononi-
| |
vonony | |
|
|