Entry vole
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] volena [Rakotosaona 1975]

Entry vole
Part of speech noun
Malagasy definition [fr. volley] Lalao fanatanjahan-tenamisy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia ny fanipazana baolina tsy mitehi-tany eo ambonin' ny tady iray mivelatra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: volley.

2010/08/26