Entry voasoratra (soratra)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation écrit, dessiné, marqué, peint [Abinal 1888]
Synonyms sinoratra
Examples 
1Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
3Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [Fagereng: Tantara]

Updated on 2020/09/28