Entry voamaina
Elementary words voa ; maina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toy ny tsaramaso [1.13]
Explanations in French Graines sèches [1.13]
Examples 
1Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606]
2Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/17