Entry voafetra (fetra)
Part of speech adjective
Explanations in English Fixed, limited. [1.2]
Explanations in French Limité, borné; taré [1.13]
 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160]
Examples 
1Voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera. [2.5]
2Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/06/19