Entry vizaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
Reraka, osa [1.1]
Explanations in English Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
Explanations in French Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
 Las, fatigué [1.8]
Examples 
1Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [2.332]
2Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281]
Derivatives 
Synonyms vizana

Anagrams 

Updated on 2020/07/31