Entry (1/2) | 1 vivy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 anaram-borona, tsiriry [Bara]
[1.78] 4 Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [1.1] |
Explanations in English |
5 a small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [1.7] |
Explanations in French |
6 grèbe [1.54] 7 espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [1.8] 8 grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [4.22] 9 grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [4.22] |
Examples |
10 Ny vivy no tompon' ny dobo. [2.245#] 11 Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [2.48] |
Vocabulary |
12 Zoology: birds |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word vivy |
Entry (2/2) | 14 vivy |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 (duplicatif de vy, donc : « qui est assez dur », en parlant du bois). Acridocarpus vivy Arènes (Malpighiaceae). Arbre de 10-15 m. Bois d'intérêt secondaire. [Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulary |
17 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2022/06/04 |