Entry tsiriry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany [Rajemisa 1985]
Explanations in English the whistling teal (a duck) [Hallanger 1973]
Explanations in French sarcelle [Rajemisa: Vakoka]
 sarcelle, espèce de canard sauvage [Hallanger 1974]
 grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [Tsimbazaza ]
 grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [Tsimbazaza ]
Vocabulary 
Scientific name Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis
Synonyms kiborano ~ vivy

Entry tsiriry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry tsiriry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms raobine

Updated on 2020/07/31