Entry vivitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza molojavatra, sisiny
Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely
Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [1.1]
Derivatives 
 

Updated on 2023/02/21