Entry mamivitra (vivitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandray amin' ny sisiny na amin' ny ilany kely foana
Misintontsintona, mandrirodrirotra
Mitsongo (teny) ka mandrirotra izany mba hiadiana [1.1]
Morphology 
Present : mamivitra
Past : namivitra
Future : hamivitra
Imperative : mamivita

Updated on 2023/01/05