Entry | vivitina (vivitra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |