Entry vitsikazo (vitsika, hazo)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka [Rajemisa 1985]
French definition termite [Abinal 1888]
Vocabulary 
Analogues  votry

2013/08/01