Entry vitsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
Explanations in English Ants [1.7]
Explanations in French Fourmi [1.3, 1.8]
Examples 
1Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296]
2Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 
Web Ants of Madagascar (California Academy of Sciences) (http://antweb.org/madagascar.jsp)

Entry vitsika
Part of speech adjective
Explanations in French Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
 Nombreux, innombrable [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/06/08