Entry vita-nanahary
Elementary words vita ; Nanahary
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary [1.1]
Explanations in English A natural product not man made [1.7]
Explanations in French Produit naturel [1.8]
Examples Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/05/13