Entry | Nanahary | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [1.1] | ||||
Explanations in English | Same as zanahary, andriananahary [1.2] | ||||
More or less synonym of zanahary; a god, God [1.7] | |||||
Explanations in French | Synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [1.8] | ||||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||||
Compound words |
| ||||
Phytonyms |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word Nanahary | ||||
Anagrams | haranina, Nanahary, rahanina |
Updated on 2023/08/11 |