Entry (1/2) | 1 vinaly |
Root | 2 valy |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra |
Explanations in French |
5 [1.3#806] à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voavaly |
Entry (2/2) | 10 viñaly |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Tambahoaka]
renianaka |
Anagrams | 13 avilin, laviny, navili, navily, nivaly, valiny, vilain, vilany, vilina, viñaly, vinaly, vinila |
Updated on 2023/01/20 |