Entry vesatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lanja: Ny vesatry ny adidy
Ny hadontoana, tsy fisononohana [1.1]
 Herim-pisintonan'ny tany [1.13]
Explanations in English Weight, heaviness [1.7]
Explanations in French Poids [1.3, 1.8, 1.13]
 Pesanteur, gravité
Lourdeur d'esprit [1.3]
 Lourdeur [1.8]
Examples 
1Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [2.4]
2Vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : vesatra, vesatro, vesatrao, vesany, vesatsika, vesatray, vesatrareo, vesatr', vesa-, vesatry
Prefixed : -besatra, -besatro, -besatrao, -besany, -besatsika, -besatray, -besatrareo, -besatr', -besa-, -besatry
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/04/01